|
|
|
|

Teny iditra1 parasy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Bibikely mitsentsitra ny ran' ny biby lehibe sy ny olona ka manaikitra mampangidihidy izaitsizy: Mitondra areti-mifindra toy ny pesta ny parasy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a flea.
5See Parandy, Pia [Swa, papasi, ticks.]. [1.2]
6a flea. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7puce. [1.3, 2.415, 1.8, 1.13]
8se disait des parasites. [2.415]
Ohatra  9 Ny andro voalohany nianarana, dia nanome fanazavana Ramose momba ny pesta, ny asan' ny voalavo sy ny parasy amin' ny fielezan' ny aretina. [2.472]
Voambolana  10 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Mpanahaka  11 parapandy, 12 parasaingy
Kamban-teny rehetra  13Fikambanana 9 amin' io teny io
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  15Randzavola: parasy ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  16 aspirà, 17 parasy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02