|
|
|
|

Teny iditra1 parapaingo
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fototra mafy amin' ny tady na rojo vy; gadra misy masomby natao tamin' ny tongotry ny olomeloka fahiny: Ataovy amparapaingo io akoho io sao lasa. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4the name of a kind of fetters.
5[swa.
6Para, to scrape to the ground, and pingu, fetters.] See ampaingo. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7fers qu'on mettait aux pieds des esclaves fugutufs et d'autres condamnés; ils se composaient de deux anneaux rivés au-dessus de la cheville du pied, et reliés entre eux par deux autres anneaux oblongs qui [ermettaient le mouvement.
8On donne aussi ce nom aux entraves qu'on met aux pieds des volailles ou d'autres animaux.. [1.3]
Ohatra  9 Vao nandre ny fahatongavany ireo mpandranto teo amin'ny tany, dia nitondra volafotsy sy volamena betsaka ary parapaingo koa nentiny nakao amin'ny tobin'ny Siriana hividianany ny zanak'Israely hataony andevo [2.996]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Tovy hevitra  12paingo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19