|
|
|
|

Teny iditra1 papangohazo
Singan-teny  2papango, 3hazo
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Zavatra mitapelaka (taratasy henjana na baoritra maivana sady manify) didiana atao mitarehimpapango mivelatra elatra, dia asiana kofehy mba hitanana azy ary dia alefa hoentin' ny rivotra manidina (atao koa hoe sarimpapango). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6cerf-volant. [1.3]
Voambolana  7 Kilalao

Fivaditsoratra  8 hazopapango, 9 papangohazo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12