|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 paik' afo |
| Singan-teny | 2paika, 3afo |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5fomba fakana afo amin' ny vato roa izay ampifampikasohina dia miteraka afo; tsy vato roa ihany no azo atao toy izany, fa tapa-kazo kely roa koa toy ny tahon-tseva, ohatra, izay ampifandilorina dia midona-tsetroka.
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 6 fiapoka, 7 fipaoka, 8 fipoaka, 9 paik' afo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|