|
|
|
|

Teny iditra1 ovimanga
Singan-teny  2ovy, 3manga
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny frantsay  5(de ovy: tubercule; et manga ici dans le sens de beau).
6Ipomoea batatas (Lam.) Poir.
7(Convolvulaceae).
8Nom ancien de la patate douce.
9On dit plutôt aujourd'hui voamanga.. [Betsimisaraka, Betsileo] [1.196]
Ohatra  10 ary ovimanga no tokony ho anaran' ny vomanga, satria ny ovy tanty no nisy taloha- ka tonga itony ovy koa; [1.437#]
11 Ny vehivavy nanonofy nihady ovimanga vokatra sy voatavo maintso maro dia fambara hono fa hanan-janaka izy. [1.353#]
Voambolana  12 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  13 mivangoa, 14 ovimanga

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/13