|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 oviana |
| Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Entina manontany ny fotoana efa lasa nanaovana asa iray na nitrangan-javatra: Oviana no naka fanadinana ny zokinao? ~ Oviana no nahazo fahaleovantena i Madagasikara?.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4when? (of past time).
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5interrogatif, quand? (temps passé).
[1.8] |
| Ohatra |
6 Tiaza izany toerana niarahako taminy izany, ary oviana teo amin' ny fiainako no nitrangan' ny tantara?
[2.5]
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 9Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 10 anaovy, 11 anavio, 12 anivao, 13 anovay, 14 aviona, 15 avoany, 16 iovana, 17 oviana, 18 voaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|