|
|
|
|

Teny iditra1 orim-bintana
Singan-teny  2orina, 3vintana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Ohatra  5 fa ny mpanandro izay mahalala ny orim-bintana amy ny vazantany efatra, na ny orim-bintana amy ny lanitra, na ny orim-bintana amy ny omby, na ny orim-bintana amy ny vorona, na ny orim-bintana amy ny faditra ifadirana sy ny sorona isoronana, na ny filazana ny soa sy ny ratsy manjo ny olona amy ny tononandro nahaveloma'ny: [2.48]

Fivaditsoratra  6 orim-bintana, 7 tambirônina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10