|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ordonansy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Didy ataon' ny Governemanta noho ny famindram-pahefana avy amin' ny Solombavambahoaka mpanao lalàna.
[1.1] |
| Tovy hevitra | 4hitsivolana |
| Fivaditsoratra | 5 andronosy, 6 ordonansy, 7 sondriano |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|