|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ondrindrano |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Anarana omena ny angidina eo amin' ny fiofoany faharoa rehefa avy miala amin' ny maha-tsindretra azy, izay fiofoany voalohany raha vao mivoaka ny atody.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4a water-insect, which is the larva of a species of dragon-fly..
[1.2] |
| Ohatra |
5 tsy patsa tsy ondrindrano ngosoany manetsihetsy [2.131] |
| Voambolana | 6 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Mpanahaka | 7 angidina |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|