|
|
|
|

Teny iditra1 angidina
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3bibikely lavalava vatana, manana elatra manify dia manify roa mifanaingina andaniny avy, ary manidintsidina eny ambony rano.
4(Ny ondrindrano izay mivelona any anaty rano no miofo ho angidina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5a species of dragon-fly.
6Libellula sp.. [1.2]
7a dragonfly. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8libellule. [1.8]
Voambolana  9 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Mpanahaka  10 ondrindrano
Kamban-teny rehetra  11Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 adingina, 14 angidina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02