|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ompikely |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Ny mpanompo zanaky ny andevon-drazana izay noheverina ho ohatra ny ankizy tao an-trano.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4[kely, little.] a home-born slave, a slave brought up in one's family..
[1.2] |
| Ohatra |
5 nahazo ankizilahy sy ankizivavy aho sady nanana ompikely;
[2.996]
|
| Voambolana | 6 Hainifiaraha-monina |
| Kamban-teny rehetra | 7andevo ompikely |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|