|
|
|
|

Teny iditra1 omby volavita
Singan-teny  2omby, 3volavita
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5omby misy fotsy eo amin' ny handriny, lamosiny, rambony ary ny tongony, izay natolotra natao hasin' andriana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6speckled cattle which are used as a sorona given on occasions of presenting hasina.
7Two five-franc pieces are generally given now as solon' omby vola vita [solo, a substitute].. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12