|
|
|
|

Teny iditra1 omby maranitra
Singan-teny  2omby, 3maranitra
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5omby nohetezana mitsokotsoko ny sofiny.
6ombin' andriana taloha izay noranitina ny sofiny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7the sovereign's oxen, whose ears are made pointed.. [1.2]
Tovy hevitra  8omby voarani-tsofina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12