|
|
|
|

Teny iditra1 ombieny
Sokajin-teny  2 anarana
Ohatra  3 ombieny ny hazo kininina malama vatana ny lava ravina toy ny any amintsika. [2.356]
4 Ary ombieny, faranany amin' ny "Amena" ny vavaka ataony, raha izany no atao hoe "vavaka". [2.470]
Kamban-teny rehetra  5Fikambanana 2 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11