|
|
|
|

Teny iditra1 ombalahy tsy mihosy
Singan-teny  2ombalahy, 3tsy, 4mihosy
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6ireo ombalahy tsy mety hampihosena fa mandositra; enti-milaza olona kamo, tsy mety miasa. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7Boeuf qui ne piétine pas les rizières.
8Les paresseux.. [2.415#6767]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12