|
|
|
|

Teny iditra1 olon-javatra
Singan-teny  2olona, 3zavatra
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5enti-milaza olona manana tsindrimandry sy mahafantapantatra ny miafina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6changeant, irritable, lunatique; un sujet que les esprits inspirent et font prophétiser. [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12