|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 olona boribory |
| Singan-teny | 2olona, 3boribory |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5olona tsy manan-kavana fa izy irery tsy amboa tsy lambo no sisa velona eto an-tany.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|