|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 olombelona
Singan-teny  2olona, 3velona
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Zavamananaina azo atoko ara-toe-batana ho anisan' ny biby mampinono, nefa kosa miavaka amin' ny biby noho ny fananany atidoha lehibe, ny fahazoany mijoro, ny fahafahan' ny tanany mandray zavatra, ary indrindra ny fahaizany miteny sy ny fananany sain amam-panahy: Olombelona ihany aho fa tsy anjely ka mba tezitra.
6Fitambaran' ny olona miaina rehetra: Hotsaroana mandrakizay ny anaran' ireo mpana soa ny olombelona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7a mortal man; mankind. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8homme mortel; l'humanité en général. [1.8]
9être humain. [1.5#371]
Ohatra  10 Koa mba avoty aho re Rafosafa maty, hoy ny olombelona. [1.508#]
11 Mampieritreritra tokoa ny fahaizan' ity olombelona ity! [2.332#]
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  13Randzavola: olombelona ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/2)14 Olombelona
Zana-dohateny  15 essai sur l 'existence personnelle et collective à Madagascar.
Singan-teny  16olona, 17velona
Sokajin-teny  18 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Mpanoratra  19Dubois Robert
Mpanonta printy  20 L'Harmattan. 1978. Takila: 157.

Fivaditsoratra  21 olombelona, Olombelona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03