|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 olo-masina |
| Singan-teny | 2olona, 3masina |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5olona efamaty nanana fitondran-tena namirapiratra tamin' ny fahamarinana, fahadiovana ary fitiava-namana, ka natsangan' ny Eglizy ho fakan-tahaky ny kristianina katolika eran-tany.
[1.1] |
| Ohatra |
6 Ny fanafody, nambara ny Ranakandriana taloha, sy ny olomasina tsindriany Ranakandriana no milaza izany amy ny ntaolo taloha:
[2.48]
7 Fa loa-bolana izy, toa an' ilay Augustin' sady olomasina namirapiratra no ngezalahy indrindra angamba amin' ny mpandinika hoe: "Nataonao ho anao izahay, ry Tompo. [2.296#] |
| Fivaditsoratra | 8 alomanosy, 9 olo-masina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07 |
|