|
|
|
|

Teny iditra1 olo-mahay
Singan-teny  2olona, 3mahay
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5olona be fahaizana noho ny fianarana vitany sy ny fikarohana nataony ka mety hahaforon-javatra na hampijoro foto-pampianarana. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12