|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 olam-pandriana |
| Singan-teny | 2olana, 3fandriana |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5ilazana ny hatoka nioritra teo am-patoriana fa voatsindry ka somary miolana maharitra.
[1.1] |
| Voambolana | 6 Fahasalamana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|