|
|
|
|

Teny iditra1 ny zafy mpanahaka
Singan-teny  2zafy, 3mpanahaka
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5Enti-milaza fa matetika, araka ny fanamarihan' ny Ntaolo, dia manahaka ny raibeny ny zafy; fantatra koa fa tian' ny raibeny fatratra ny zafikeliny, ary izany no nahatonga ny zafy sasany nomena ny anarana hoe "Ratsimbazafy" (tsy mba zafy fa zanaka). [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12