|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ny voa tsy hendry: ny azony adala |
| Singan-teny | 2voa, 3tsy, 4hendry, 5azo, 6adala |
| Sokajin-teny | 7 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
8iharan' ny fahasahiranana lehibe sy tampoka ka mipepipepy sy mitotototo daholo, na ny hendry na ny adala, manadino ny tokony hatao.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|