|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ny ratsy tsy kely lalana |
| Singan-teny | 2ratsy, 3tsy, 4kely, 5lalana |
| Sokajin-teny | 6 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
7enti-milaza fa mikaro-kevitra hifetsena sy hanambakana mandrakariva ny ratsy saina noho izy tsy mba voasakantsakan' ny tahotra ny hanao ratsy.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|