|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ny fanambadiana tsy nafehy fa nahandrotra |
| Singan-teny | 2fanambadiana, 3tsy, 4afehy, 5ahandrotra |
| Sokajin-teny | 6 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
7ny fanambadiana tsy natao tsy ho azo ravana akory.
8(Marihina fa angamba fitenenana vao niforona tatỳ aoriandriana ihany io fa tsy aratoe-tsaina malagasy hatrany an-tendrony akory, izay azo heverina ho nitrangan' ilay fitenenana hafa fandre matetika manao hoe: Ny fanambadiana lamban' akoho ka faty no isarahana). [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|