|
|
|
|

Teny iditra1 ahandrotra
Fototeny  2handrotra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atao fatotra mora mivaha. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5à nouer avec un noeud coulant.
6qu'on fait avec des clauses résiliatoires. [1.3]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  11ny fanambadiana tsy nafehy fa nahandrotra
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 ahandrotra, 14 atrandraho

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02