|
|
|
|

Teny iditra1 ny be sy ny maro
Singan-teny  2be, 3maro
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  5la foule, tout le monde, tous les gens. [3.1]
Ohatra  6 Ary namalian' ny be sy ny maro hoe: - Izany! [2.270#12]
7 ny be sy ny maro kosa niditra avy eo amin' ny varavarana atsimo [2.649#131]
8 Avelan' ny rahona hilatsaka izy sy hirotsaka amin' ny be sy ny maro [2.996]
9 Ka dia an' ny be sy ny maro ny mieritreritra na handroso na hihemotra [2.588]
10 Ny tongotra anefa aza mila kiraro, ka ho aiza raha hiala amin' ny be sy ny maro? [1.302]
11 Ny hena sisa dia zarain' ny be sy ny maro dia mirava fa vita ny sorona [1.353]
12 Sampona sendra maningana ity, sa tena santionan' ny toetry ny be sy ny maro? [2.285#110]
13 Fa tsy handà izay marin'ny be sy ny maro io tsy akory, fa fanovan'ny Ombalahibemaso! [2.298#106]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11