|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ntaololahy |
| Singan-teny | 2ntaolo, 3lahy |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
5a venerable old man..
[1.2] |
| Ohatra |
6 Aiza ianareo ry ntaololahy no tsy nitantara?
[2.296]
7 An-kolaka nahasoa azy iny ary tahaka ny nandindondindona ity ntaololahy ny tsy maintsy hiverenany amin' ny maha mpananotena azy indray. [2.470] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|