|
|
|
|

Teny iditra1 noho ny hafenoan-drano be loatra
Singan-teny  2noho, 3hafenoana, 4rano, 5be, 6loatra
Sokajin-teny  7 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  8fialan-tsiny ataon' ny mana-manjo tsy afaka nampandre ny havana aman-tsakaiza rehetra noho ny ranomaso na alahelo be loatra tsy nahafahana nikarakara izany. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11