|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hafenoana |
| Fototeny | 2feno |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Toetran' ny zavatra (rano na voa) betsaka ka tonga hatramin' ny moron' ny toerana misy azy: Ny hafenoan' ny ro no nahatonga azy hitobaka.
5Matetika koa anefa ny hafenoana dia enti-milaza ny zavatra misy ny rano na ny voa izay tonga hatreny amin' ny molony: Ny hafenoan' ny tsangambaoa no nahatonga ny ro hitobaka. 6Habetsahana (fihetseham-po): Mila tsy ho tanako ny sandriko hamely anao noho ny hafenoan' ny foko. [1.1] |
| Tovy hevitra | 7fahafenoana, hafeno |
| Kamban-teny rehetra | 8noho ny hafenoan-drano be loatra |
| Fivaditsoratra | 9 fahenoana, 10 fanehoana, 11 hafenoana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|