|
|
|
|

Teny iditra1 nifinakanga
Singan-teny  2nify, 3akanga
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Karazan-javamaniry mandady (Commelyna madagascariensis). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6small herbs.
7Commelyna madagascariensis, Clarke, and another species of commelyna.
8Same as marozandry.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9(« dent de pintade », de nify : dent, et akanga : pintade).
10Commelina madagascarica C.B.
11Clarke (Commelinaceae).
12Nom et identité déjà notés par Malzac.
13Liquide exprimé des tiges et feuilles en lotions dans l'acnée juvénile.
14L'activité semble due aux protéines et à de légères propriétés antibiotiques.
15La décoction administrée en boisson est réputée béchique.
16La plante fraîche utilisée comme fourrage est bien acceptée des animaux et accroît la production lactée chez les vaches.. [Merina, Betsileo] [1.196]
Ohatra  17 nifinakanga an-tanety aho; [2.69]
18 Ny fify dia takolaka, na endri-javatra jerena mihorirana, ary raha tazanina tokoa ny zava-maniry atao hoe "nifinakanga" dia mampahatsiahy ny lohan' akanga jerena mihorirana. [2.285]
Voambolana  19 Haizavamaniry: ahitra
Tsipelina hafa  20fifinakanga
Tovy hevitra  21marozandry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02