|
|
|
|

Teny iditra1 nenibe
Singan-teny  2neny, 3be
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Ny renin' ny ray na ny renin' ny reny niteraka ny tena. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6grandmother. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7grand-mère. [1.8]
Ohatra  8 Marina fa mbola velona i nenibe. [2.270]
9 Misaotra ry nenibe|nenibeko, eny nenibe|nenibekoko satria nitaiza ny zanako. [2.895]
Haiendriteny 
10 Tsotra :
Voambolana  11 Fifandraisana: fianakaviana
Tsipelina hafa  12inenibe, inenibe

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02