|
|
|
|

Teny iditra1 Inenibe
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3jereo nenibe. [1.1]
Ohatra  4 Impiry isika no niresahan' inenibe. [2.528#]
5 Tompoko, hoy izy, nanao ahoana izay inenibe? [2.895#]
6 Tsy nahatsiaro tena aho, raha tsy efa ela, indroa andro, hono, hoy inenibe. [2.643#]
Voambolana  7 Fifandraisana: fianakaviana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12