|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 ndre |
| Sokajin-teny | 2 tenim-piontanana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza figagana na fijaliana amam-pahoriana, arakaraka ny angolam-peo ilazana azy: Ndre! mahafinaritra izany ety an-tampon-kavoana! / Ndre! manaintaina ny ratrako izany
[1.1] |
| Tsipelina hafa | 4 ndry |
| Teny iditra (2/2) | 5 ndre |
| Sokajin-teny | 6 mpampitohy [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 [Tanala] na dia, nefa: Ho avy añy mandy aho ndre tsy ao ijy (ho tonga any ihany aho na dia tsy ao izy)
[1.78] 8 [Tanosy] na dia...aza [1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 a provincial word for na
[1.2] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|