|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 nanan-jo |
| Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe manan-jo |
| Ohatra |
3 Tsy mba nananjo feno ny andevo, fa fananan' ny tompony : azony amidy, na atakalo araka izay tiany.
[2.508]
|
| Teny iditra (2/2) | 4 nananjo |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6Karazan-kazo madinika (Vernonia ).
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7a composite shrub.
8Vernonia sp.. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9nom d'un arbuste.
10Espèce de Vernonia .. [1.3#449] 11(de zo : droit et nanana, passé de manana ; donc qui a eu un droit). 12Ce serait un Vernonia (Asteraceae), d'après Malzac.. [Merina] [1.196] |
| Voambolana | 13 Haizavamaniry: ahitra |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|