|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mpitranga |
| Fototeny | 2tranga |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
4événement.
[1.13] |
| Ohatra |
5 Tsaroako izay mpitranga matetika any Antalaha rehefa vokatra ny vanilina.
[2.285]
6 Hitany koa ny mahamisy fetra ny soa sy ny ratsy mpitranga eo amin' ny fiainany [2.296] 7 hoy Ndriana niomankomana fa efa fantany izay mpitranga rahefa izany no resahin' izy roa. [2.5] |
| Voambolana | 8 Matematika: antontan'isa |
| Kamban-teny rehetra | 9Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|