|
|
|
|

Teny iditra1 mpitaingina
Fototeny  2taingina
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4celui ou ce qui est posé dessus. [1.3]
Ohatra  5 Mandoa sarany ny mpitaingina ka hahazo vola ny mpivoy. [2.356]
6 dia nampiaraka nampiezaka soavaly ny mpitaingina ny soavaly kavaliry, ka mahagaga; [2.59]
Kamban-teny rehetra  7Fikambanana 2 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08