|
|
|
|

Teny iditra1 mpiresaka
Fototeny  2resaka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4un causeur, les interlocuteurs. [1.3]
Ohatra  5 Mahagaga, hoy ny mpiresaka, raha ireny devoly efa saiky naniry tandroka ireny no mba hiova! [2.499]
6 Izay no heriny amana tsiron'io fomba io: tena mahazatra ny mpikabary sy ny mpiresaka malagasy. [2.298]

Fivaditsoratra  7 mparesaky, 8 mpiresaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12