|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mpijanga |
| Fototeny | 2janga |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
4un libertin, une femme de mauvaise vie.
[1.3] |
| Ohatra |
5 Hataon' ise mpiloka vady mpijanga?
[2.529]
6 Satria eo aminy no hiantombohan' ny taranaka mpidoroka, izay angamba koa ho mpiloka sady mpijanga! [2.5] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|