|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mpanjenjena |
| Fototeny | 2zenjena |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] 4Olona mandehandeha foana tsy manana anton-dia, mirenireny tsy misy fotony. 5Olom-poana mizedazeda, hoy ny tavaratra.. [2.643#212] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6celui qui va çà et là.
[1.3#871] |
| Ohatra |
7 ho mpanjenjena sy mpirenireny eny ambonin' ny tany ianao.
[2.996#]
8 Ny olona mpanjenjena sy mpiriorio dia tsy eken' ny Fanjakana, hoy ihany ireo. [2.643#] |
| Tovy hevitra | 9mpijenjena |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|