|
|
|
|

Teny iditra1 mpanjanantany
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3jereo mpanjanatany. [2.356, 2.503, 2.472]
Ohatra  4 Ny vola no fiasana nahery vaika indrindra nentin' ny mpanjanantany nandravaravana ny fiaraha-miaina malagasy. [2.503#]
5 Tao ry Galliéni sy ny mpanjanantany, nanao izay hahafongotra ny Teny Malagasy, mba handringana ny firenena malagasy. [2.503#]
Voambolana  6 Pôlitika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12