|
|
|
|

Teny iditra1 mpanao fanjakana
Singan-teny  2mpanao, 3fanjakana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5mpiasam-panjakana.
6Enti-milaza olona ambony amin' ny raharaham-panjakana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7a government functionary. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8fonctionnaire. [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12