|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 fanjakana
Fototeny  2zaka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fitondrana manana ny fanapahana ambony indrindra amin' ny tany iray; fifehezana, fandidiana, fanapahana: Nandroso izaitsizy ny teto Imerina ta min' ny fanjakan' Andrianampoinimerina.
5/ Didim-panjakana izany ka tsy azo lavina
.
6Ny tany entina na fehezin' ny mpitondra iray: Nanitatratsy hita velively ny fanjakany io mpitondra io.
7Fizakana: Nisy fotoana tamin' ny tantaran' izao tontolo izao nisian' ny atao hoe fanjakandehilahy.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8A kingdom, the government, honour, dignity, privilege, an hereditary possession.. [1.2]
9government; the administration. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10le royaume, le gouvernement, le règne, l'administration; le temps, le lieu. [1.3#866]
11gouvernement; l'administration; règne, royaume. [1.8]
12état. [1.13]
Ohatra  13 Ho anao ny tany sy ny fanjakana. [2.508]
14 Nifarana teo ny fanjakana Malagasy. [2.113]
Haiendriteny 
15 Tsotra :
16 Tovonana :
Voambolana  17 Pôlitika
Kamban-teny rehetra  18Fikambanana 16 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)19 fanjakana
Fototeny  20jaka
Sokajin-teny  21 anarana
Fanazavàna teny malagasy  22Fanolorana jaka, dia ilay nofon-kena masaka nialin-taona ifanomezana raha fandroana ho mari-pihavanana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  23l'action d'offrir des étrennes, le temps des étrennes. [1.3#290]
Haiendriteny 
24 Tsotra :
25 Tovonana :
Kamban-teny rehetra  26Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  27 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/3)28 Fanjakana
Sokajin-teny  29 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  30 Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  31 fanjakana, Fanjakana, 32 fanjanaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02