|
|
|
|

Teny iditra1 mpanangona
Fototeny  2angona
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4mpamory. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5collecteur. [1.13]
Ohatra  6 Toy izany koa ny fahamarinana, fa ny tain' omby voavadika aza tsy misy mpanangona. [2.285]
7 Mpanangona ho an' ny mpanangom-bokatra no anton-draharahany ankoatra ny asa an-tsaha; [2.470]
8 Io ilay Rabery sady mpivarotr' enta-madinika no mpanangona ny vokatry ny tany no mpaka sary tao Farafangana. [2.499]
Kamban-teny rehetra  9mpanangona angovon' aratra

Fivaditsoratra  10 mpanangona, 11 mpanongana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08