|
|
|
|

Teny iditra1 mpanandro
Fototeny  2andro
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4astrologue, diseur de sorts. [1.3#42]
5(de andro : le jour).
6Astrologue ; celui qui choisit les jours fastes ou néfastes, les dates des cérémonies familiales, etc.
7Il peut intervenir dans certains traitements mais seulement pour en apprécier l'opportunité.
8Beaucoup d'Européens l'ont confondu avec le mpimasy, spécialiste du traitement par les plantes, ou avec le mpisikidy.. [1.196]
Ohatra  9 avy tany Persia, ombiasy sy mpanandro. [2.508#]
10 Alaina mpisikidy, alaina mpanandro, tsy misy vokany! [2.528#]
11 Samy nanatona mpanandro ny ray aman-dreny roa tonta. [2.245#]
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 mpanandro, 14 mpandrona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02