|
|
|
|

Teny iditra1 moramorainy
Fototeny  2mora
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  4easy-going, not easily provoked. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5bonasse, indifférent. [1.8]
Ohatra  6 Tsy mpitondra moramorainy sy Lalàna gedragedra no hahavitana izany, fa didy tsy azo hivalozana hikapoka ny meloka rehetra [2.503#]
Ohabolana  7 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  8 moramorainy, 9 rimorimoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02