|
|
|
|

Teny iditra1 moraina
Fototeny  2mora
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Malemy fanahy, morabe, tsy sarotiny.
5Mora anaovan-javatra, mora sitrana raha maratra: Moraim-pery izy. [1.1]
6tsy sarotiny, malemy fanahy. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7bénin, obligeant, bonasse, docile, qui s'adapte facilement. [1.13]
Tsipelina hafa  8morainy
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 amarino, 11 amirano, 12 amorina, 13 armonia, 14 mairona, 15 mañaroy, 16 manoira, 17 manoria, 18 maorina, 19 maroina, 20 mianora, 21 miraona, 22 moraina, 23 moriaña, moriana, 24 rano may

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03