Teny iditra | monamonany (monamona (mona)) | |
Sokajin-teny | mpamaritra monamona sy mpisolo | |
Fanazavàna teny malagasy | Dongadonga sady botrabotra [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Gros, dodu comme un enfant ou un petit animal [1.3] | |
Ohatra | I Terezy moa tsy hita endrika loatra amin' ny mahazaza monamonany azy.
[2.470] | |
Fivaditsoratra | monamonany, namonamony |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |