|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 moky
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Tsato-kazo alevina mafy any anaty tany hamatorana ny omby maditra. [1.1]

Teny iditra (2/3)4 moky
Sokajin-teny  5 anarana
Fanazavàna teny malagasy  6zava-pihinana tsy nisasarana, otazana na alaina eo anivon'ny zavaboary. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7denrée de cueillette. [1.13]

Teny iditra (3/3)8 moky
Sokajin-teny  9 anarana
Fanazavàna teny frantsay  10(probablement de moky : piquet auquel on attache les animaux mokindambo).
11Ipomoea sp. (Convolvulaceae).
12Espèce à feuilles et fleurs très petites, paraissant spéciale au Sud-Ouest.. [Mahafaly] [1.196]
Voambolana  13 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  14 komy, 15 miko, 16 moky

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12