|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mokonazy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Voan' ny hazo atao hoe lamoty, maniry any amorontsiraka andrefana, izay ohatra ny voam-boandelaka ny habeny, amidy betsaka fa maro mpitia aty afovoan-tany amin' ny fotoana fahavokarany (avrily-mey).
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4Mokonazo (orthographe de Decary) ou mokonazy (d'après Malzac, Grandidier, etc.).
5(C'est Decary qui a raison car l'étymologie probable vient de azo : gagné, obtenu ; et mokona : par derrière, à la dérobée). 6Ziziphus spina-christi (L.) Desf. 7et Ziziphus jujuba Mill. 8(Rhamnaceae). 9Arbustes épineux très communs, à fruit comestible (Jujube). 10Desséchés au soleil, les fruits servent à préparer une sorte de gelée émolliente, pectorale, qu'on administre aux enfants qui toussent.. [Sakalava, Tankarana, Tsimihety] [1.196] |
| Ohatra |
11 Nony notadiavina izay nisy azy dia hita nidongy toa zazakely nipetraka teny ambony mokonazy izy ary tsy nety nidina fa fihirana no nafarany ny namany mba hihirany teny ambony hazo.
[2.356#103]
|
| Voambolana | 12 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
| Tsipelina hafa | 13mokonazo |
| Tovy hevitra | 14konaze |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Sary |
|
| Teny iditra (2/2) | 15 mokonazy |
| Sokajin-teny | 16 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
17(de hazy : nu ; et mokona : par derrière).
18Allusion aux rameaux d'abord couverts de poils, puis devenant nus quand ils se lignifient. 19Dombeya greveana var. 20metameropsis (Hochr.). 21Arènes (Malvaceae). 22Réf. 23Réserves Naturelles 2925.. [1.196] |
| Voambolana | 24 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/13 |
|